Teny iditra ranga maso (ranga, maso)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy enti-manondro ny maso kaodikaody [Rajemisa 1985]
Mpitovy hevitra ranga sofina
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Nony nosokafana ireo kalesy izay nogadrana tany am-piaingana, hita ireo velona ranga maso, nivandravandra, nifangaro amin' ny fatin' ireo namany izay vatana rotidrotika, loha sy sampana torotoro sisa; [Andraina: Mitaraina, takila 246]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31