Teny iditra rangavina
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Takarina, tratrarina, ka izay farany avo takatry ny tanana atsangana mihoatra ny loha no lazaina amin' izany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : rangavina, rangaviko, rangavinao, rangaviny, rangavintsika, rangavinay, rangavinareo, rangavin', rangavin-, rangavim-, rangavi-
Ny lasa : norangavina, norangaviko, norangavinao, norangaviny, norangavintsika, norangavinay, norangavinareo, norangavin', norangavin-, norangavim-, norangavi-
Ny hoavy : horangavina, horangaviko, horangavinao, horangaviny, horangavintsika, horangavinay, horangavinareo, horangavin', horangavin-, horangavim-, horangavi-
Filaza mandidy : rangavy
Tovy hevitra rangaina
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/07