Teny iditra rangitana (rangitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atao izay hampaharanitra azy: Rangito ity antsy ity [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be sharpened, to be made pointed. [Richardson 1885]
Endriteny 
rangitana
rangitako
rangitanao
rangitany
rangitantsika
rangitanay
rangitanareo
rangitan'
rangitan-
rangitam-
rangita-
norangitana
norangitako
norangitanao
norangitany
norangitantsika
norangitanay
norangitanareo
norangitan'
norangitan-
norangitam-
norangita-
horangitana
horangitako
horangitanao
horangitany
horangitantsika
horangitanay
horangitanareo
horangitan'
horangitan-
horangitam-
horangita-
rangito
Ohatra ary dia no rangitana ny loha ny rova natao maranitra, ary dia lanimena nitotoan'azy, dia natao mafy; [Callet: Tantara, takila 144]

Teny iditra rangitana (marangitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] forana [Rakotosaona 1972]

2013/06/06