Teny iditra rangorango (rango)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay long et maigre [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra rangorango (rango)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fakana zavatra tsy miera amin' ny tompony [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de prendre sans permission, comme les enfants dans la maison [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra rangorango (rango)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza olona mihinana tsy miatoato [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2015/10/22