Teny iditra Rangory
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (olona) [firaketana]
Ohatra   Rangory, niteraka andRatsimiraho sy Rakalavao [Callet: Tantara, takila 629]
Voambolana  

Teny iditra Rangory
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (olona) [firaketana]
Ohatra   izy, hono, no nampiana-dratsy ny hafa, izy no Rangory fototry ny afo amin' izao "fisandohan-javatr' olona" izao. [Andraina: Mitaraina, takila 154]
Voambolana  

Teny iditra Rangory
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (olona) [firaketana]
Ohatra   Nandre ny lazanao aho
Rangory monina anosy
nita lakana omaly aho
ka nitsipa-dakana indray
izany hianao hono
raha tsy ariary folo lelavola
tsy mandeha
[Fox: Hainteny, laharana 56]
matesa anie aho ray itsiana
fa nitokana ilay toa-tsiary
ary Rangory nilaiko tsy nety
izaho nila tsy tia loatra
[Fox: Hainteny, laharana 174]
Voambolana  

Teny iditra Rangory
Sokajin-teny   anarana (lohatenin' boky na teatira)
Mpanoratra   Rafenomanjato Charlotte-Arrisoa
Voambolana  
Tsanganana sy sary iray takila   Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2014/10/13