Teny iditra rangy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mahia, kaozatra, kangoaza [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy having the eyes deep-set; lean, thin. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay maigre, décharné [Abinal 1888 takila 507|1.196, Boiteau 1997 takila 507|1.196]
Sampanteny 
Mpitovy hevitra rangirangy
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra rangy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vato na vy na tandroka ahazoan' ny mpianala afo rehefa ampifampikasohiny
¶ Mpianala tsy mivatsy rangy: enti-milaza olona andeha hiasa ka tsy mitondra fitaovana [Rajemisa 1985]

Teny iditra rangy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Pitik' afo azo amin' ny vato mifampikasoka, ka iny tselatr' afo iny no mandray ny vorodamba na ny bozaka na ny ditin' akondro atao eo akaikiny [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay Briquet primitif des gens de la forêt et nom des matières se desséchant bien et susceptibles se servir à battre le briquet. Une expression proverbiale : Miala tsy mivatsy rangy : « aller en forêt sans rangy », a pris le sens de : inconséquence, action d'oublier ce qui est le plus nécessaire (Malzac). [Boiteau 1997]

Teny iditra rangy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazondrano fandrarin' ny mpiandry omby hataony sarotro [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra rangy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran-kazo mafy izaitsizy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a hard-wooded tree whose wood is used for spade and spear handles. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay Nom des arbustes et petits arbres à bois dur, utilisé en marqueterie et pour faire des cannes. Surtout : Brexiella ilicifolia H.Perrier (Celastraceae). Voir aussi rangifotsy. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Brexiella ilicifolia

Teny iditra rangy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] Nom général des Balsamines malgaches, notamment Impatiens lyallii Baker (Balsaminaceae) et autres espèces décoratives. Les très nombreuses espèces d'Impatiens malgaches sont en cours de révision par Launert (Edinburgh). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Impatiens lyallii

Teny iditra rangy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay ¶ Nom des Cyperaceae les plus grossières. Sorte de capuchon tressé avec ces Cyperaceae, que portent les bûcherons, les gardiens de troupeaux, etc. [Boiteau 1997]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31