Teny iditra ranivy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tambahoaka] rora, ivy [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] ivy [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] rora, ivy, rano tsy tapaka ao am-bava [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   [Provincial] a word for ivy Probably a corruption of Rano and Ivy. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   salive [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   ranonivy
Fifanahafana   ivy ~ rora

2012/03/04