Teny iditra rankizy
Singan-teny ry ; ankizy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny iantsoana ny ankizy amin-kalemem-panahy na am-pitiavana mihitsy aza: Araho tsara, rankizy, ny anatry ny ray aman-dreninareo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Vocative case of ankizy. [1.2]
 Vocative, (ankizy); oh, you children ! [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Vocatif (ankizy), oh, mes enfants ! [1.8]
Ohatra izao ve ianareo no maka kitay, rankizy? [2.470]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08