Teny iditra rano an-tandro-potsy (rano, tandroka, fotsy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy rano nataon' ny mpitahiry sampy fahizay tao anaty tandro-potsy ka namafazany ny olona raha tahiny nisy areti-mifindra namely ny vahoaka [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07