Teny iditra rano an-tsahafa (rano, sahafa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy rano ampiasaina amin' ny velirano tsy hifamadika: Atao ao anaty sahafa ny rano dia eo no miozonozona ny olona mianiana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy Business of agreements made by persons as to the place of doing something [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2010/08/26