Teny iditra rano an-tsofimbasy (rano, sofina, basy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy rano pitiny kely, enti-milaza koa zavatra kely tsinontsinona [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra rano an-kitsak' akoho

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07