Teny iditra rano dikain' ny zinga (rano, dika, zinga)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fomba tsy manaraka ny ambaratongam-pitondrana raha misy zavatra angatahina, fa avy hatrany dia any amin' ny manam-pahefana ambony [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/24