Teny iditra ranofotsiny
Singan-teny rano ; fotsiny
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Tsy misy afa-tsy ... ihany, izy rehetra, avokoa, daholo, hatrany hatrany, manontolo: Ny tenaben' ilay tendrombohitra: vato ranofotsiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Only, just, exclusively [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Seulement, uniquement [1.8]
Ohatra 
1fiadiana tranainy harafesina ranofotsiny! [2.471]
2Tanim-pokonolon' I Marovato izy io, ary voanio ranofotsiny no nambolen' ny olona teo. [2.472]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28