Teny iditra ranoina (rano)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao tonga rano, levonina anaty rano: Betsaka ny fanafody no ranoina vao hanina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ranoina, ranoiko, ranoinao, ranoiny, ranointsika, ranoinay, ranoinareo, ranoin', ranoin-, ranoim-, ranoi-
Ny lasa : noranoina, noranoiko, noranoinao, noranoiny, noranointsika, noranoinay, noranoinareo, noranoin', noranoin-, noranoim-, noranoi-
Ny hoavy : horanoina, horanoiko, horanoinao, horanoiny, horanointsika, horanoinay, horanoinareo, horanoin', horanoin-, horanoim-, horanoi-
Filaza mandidy : ranoy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20