Teny iditra ranomafana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Rano mafana toy ny vao avy nampangotrahina mivoaka avy any anaty tany iloman' ny olona mararin' ny rohana sy ny aretinkozatra ary ny malemy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy (rano mafana) Warm water; hot springs
¶ fig. anger; a present. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay (littéralement : « eau chaude »). Nom des eaux thermales. Plusieurs localités portent ce nom. En argot populaire : les alcools les plus forts. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Ohatra Afa-nainy asiany ranomafana any ambany ary tafoany fitaratra, tsy hahafaty azy amin'ny hatsiaka. [Razoharinoro: Soratra, takila 184]

Teny iditra Ranomafana (rano, mafana)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Ohatra Tany Ambolo dia ny Zafivoliandro sy ny Zafitaomana no nanjaka tao Enaniliha, Ranomafana sns. [Randriamamonjy: Tantara, takila 48]
Haianarantany rano, mafana

2019/08/17