Teny iditra rano mandeha
Singan-teny rano ; mandeha
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny rano ao anaty ony na renirano izay tsy mijanona fa mandeha mikoriana foana [1.1]
Tovy hevitra rano maria

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01