Teny iditra rano mandika namana
Singan-teny rano ; mandika ; namana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Rano mandeha amin' ny lalan-drano eo ambonin' ny tata-drano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used of water under which a channel has been cut for a stream to go under; lit. water crossing over its fellow [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01