Teny iditra ranomanitra
Singan-teny rano ; manitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rano amboarina amin' ny zavamaniry misy fofona mantra ka atao amin' ny akanjo na hanosorana ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ rano manitra ] Eau-de-Cologne or any other scent. [1.2]
 Perfume, toilet water [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Parfum [1.8]
 Eaux de senteur ; le plus souvent aujourd'hui l'eau de Cologne du commerce [1.196]
Ohatra 
1Amin' izay eo ny ranomanitra midofaka avy amin' ny faritra rehetra voakasik' ilay vehivavy. [2.4]
2Ho ampitomboiny akory ary ny fikasany ka hanampy ranomanitra sy menaka fanosotra sy mahamandimandina endrika izy. [2.470]
3Ho ampitomboiny akory ary ny fikasany ka hanampy ranomanitra sy menaka fanosotra sy mahamandimandina endrika izy. [2.470]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28