Teny iditra ranomasina (rano, hasina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Rano lalina sady midadasika ary manonja misamboaravoara, manodidina ny tany: Masirasira ny tsiron' ny ranomasina ka avy amin' izany no nahatonga ny anarany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy The sea
¶ the first water carried up at the ceremony of circumcision, which is obtained by the immersion of the person fetching it, together with the calabash in which it is carried. Should the child be expected to reign, the water must be fetched from the sea. [Jav. Ranu masim.] [Richardson 1885]
 the sea [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay la mer [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
ranomasina
ranomasiko
ranomasinao
ranomasiny
ranomasintsika
ranomasinay
ranomasinareo
ranomasin'
ranomasin-
ranomasim-
ranomasi-
-dranomasina
-dranomasiko
-dranomasinao
-dranomasiny
-dranomasintsika
-dranomasinay
-dranomasinareo
-dranomasin'
-dranomasin-
-dranomasim-
-dranomasi-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Heveriko fa eo amin' ny ranomasina ny ho-avinareo. [Andriamalala: Ranomasina, takila 42]
2Ireo no tany fanalan' andriana ranomasina. [Callet: Tantara, takila 75]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Teny iditra Ranomasina
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Mpanoratra Andriamalala Emilson Daniel
Mpamoaka boky Librarie Mixte 2000/05. Boky miisa: 600. Haavony: 17cm. Ambainy: 12cm.
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

2020/01/26