Teny iditra ranomaso (rano, maso)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Tsiranorano mivoaka avy ao anaty maso noho ny fihetseham-po be loatra, na fanaintainana ara-batana na ara-panahy
Mitovy hevitra: tany ~ tomany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   Tears. [Mal. Ayer mata.] [Richardson 1885]
   tears [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   larmes [Hallanger 1974]
Ohatra   Mbola nisy ranomaso teny amin'ny tarehiny. [Rajohanesa: Kintana]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra ranomaso
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] vola fampiononana amin'ny fahoriana [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] famangiana am-pahoriana (vola, lamba, ets.): manatitra ranomaso [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/30