Teny iditra ranomaso afefy heloka
Singan-teny ranomaso ; afefy ; heloka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny hafetsen' ny sasany, izay mody mitomany sy malahelo mba hanafenany ny ratsy nataony [1.1]
Tovy hevitra ranomaso manentsin-keloka
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10