Teny iditra rano mihandrona (rano, handrona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy rano tsy misy ivoahany ao amin' ny dobo na kamory [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra rano monina

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07