Teny iditra ranomody (rano, ody)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Rano mitambolimbolina amin' ny renirano ka mety hahafaty ny olona milomano voasangodina ao anatiny [Rajemisa 1985]
 rano miherina [SLP 1986]
Famaritana anglisy [ rano mody ] A whirlpool, an eddy of water. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay eau tourbillonante [SLP 1986]

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/14