Teny iditra rano monina
Singan-teny rano ; monina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Rano tsy misy ivoahany ao amin' ny dobo na kamory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A standing pool or lake [1.2]
Tovy hevitra rano mihandrona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01