Teny iditra ranom-pototra
Singan-teny rano ; fototra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny faikafaikany sisa avy amin' ny fanasitiliana ny ranom-pary voalohany izay mbola afangaro indray amin' ny ranom-pary hositilina fanindroany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Résidu du vesou après une premiàre distillation, qu'on mêle à une seconde distillation [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31