Teny iditra ranondoha (rano, loha)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Rano avy amin' ny vehivavy, izay latsaka alohan' ny zaza ateraka, ka matetika fambara fa efa akaiky ny ahalatsahany [Rajemisa 1985]
   rano ilomanosan'ny zaza ao am-bohoka [SLP: Voambolana]
Famaritana anglisy   [ ranon-doha ] The show before birth. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   liquide amniotique [SLP: Voambolana]
Voambolana  

2012/03/13