Teny iditra ranon-dolana
Singan-teny rano ; lolana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ranona hontsam-bilia, ranon' ozan-dovia, rano avy amin' ny nanasana lovia, vilany [1.1]
 Rano maloto avy nampiasaina tamin'ny fikarakarana sakafo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Eaux usées [1.13]
Ohatra Maneho ny hatavin' ny fanasana mbamin' ny ranondolana isodihan' ny menaka. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01