Teny iditra | ranondriaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Riaka: Vato navadiky ny ranondriaka;tsa miady fa mifañajary toerana (Vato navadiky ny riaka; tsy miady fa mifan-damin-toerana) [1.78] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ranondriaka io | |
Fivaditsoratra | arin-dranoka, ranondriaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |