Teny iditra ranon-kazo
Singan-teny rano ; -kazo (hazo)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ranoka mitondra ny sakafon'ny zavamaniry [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Sève [1.13]
 La sève qui s'écoule des arbres [1.196]
Ohatra mandeha ra be dia be: ny ranonkazo mitsika no antsoin'ny mpanoratra amin'izany. [2.314]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/06