Teny iditra ranoresy (rano, resy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Rano farany na kaokany amin' ny fanaovana siramamy [Rajemisa 1985]
 ranoka mamy marihitra [SLP 1986]
Famaritana anglisy [ rano resy ] Treacle [Richardson 1885]
Famaritana frantsay sirop [SLP 1986]
 (betsi.) (de rano : eau ; et resy : vaincu, qui a perdu sa valeur). Nom donné au résidu du vésou après la cristallisation du sucre. Terme de sucrerie. Par extension : la mélasse. [Boiteau 1997]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2019/08/17