Teny iditra | rano tsangana | ||
Singan-teny | rano ; tsangana | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny anglisy | Swimming upright. [1.2] | ||
Ohatra | Ny ranotsangana dia mijoro fotsiny eny anaty rano : misebo ny sorony, hany ka maraitaka ny mpijery fa ataony ho marivo ny rano.
[1.437] | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |