Teny iditra rano vaky (rano, vaky)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy rano mivily amin' ny tsy lalany noho ny fefiloha simba [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy An inundation from the bursting of an embankment
¶ fig. a joining of many people to do some pressing work [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07