Teny iditra rano vao (rano, vao)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ny orana voalohany amin' ny fahavaratra [Rajemisa 1985]

Teny iditra ranovao
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay (Taimoro) (de rano : eau, sève ; et vao: nouvelle). Nom donné à la sève fraîchement exprimée de Pothos scandens L. (Araceae). Elle passe pour avoir des propriétés calmantes, analgésiques, lorsqu'on l'emploi en lotions sur les brûlures. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Pothos scandens

Nohavaozina tamin' ny 2019/08/17