Teny iditra ranovola (rano, vola)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Rano hafanaina ao anaty vilany mbola misy ampango ka atao fisotro eo am-pisakafoana, atao koa hoe ranon' ampango [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy Same as ranon-ampango [Richardson 1885]
 water added to partly burnt rice in the kettle, and served as a drink [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay de l'eau ajoutée au riz restant dans la marmite, et servie comme boisson [Hallanger 1974]
  [Merina] (de rano : eau. et vola : l'argent). Boisson traditionnelle préparée en faisant bouillir de l'eau avec la croûte qui reste adhérente à la marmite, après la cuisson du riz. Expression proverbiale : Ranovola miandry am-panasina (= eau d'argent qui attend dans la marmite) ; au sens figuré : trésor qu'il n'y a qu'à prendre. Voir aussi ranonampango. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Ohatra Nahazo alalana hivoaka izahay ankizy, nony nahalany ny voankazo sy nisotro ranovola. [Rakotozafy: Ratsimba, takila 106]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31