Teny iditra ranovory
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] farihy [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] farihy, dobo [Rakotosaona 1972]
   [Betsileo] Kamory [Rajemisa 1985]
   rano mihandrona [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay   eau stagnante [SLP: Voambolana]

Nohavaozina tamin' ny 2012/03/13