Teny iditra rantiranty (ranty)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanatrangana zavatra aseho tsy misy miafina ho hita tsara; entina milaza koa ny olona maro be na fiadiana izay miseho ankianja [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra ranty [tsy fampiasa kokoa noho rantiranty]

2013/10/13