Teny iditra ranto
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandehanana any an-tany lavitra hivarotra na hikaro-java-tsoa. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy trade, commerce, traffic. Used of a journey to a distant part for commercial business. See Varotra [Richardson 1885]
 trade done in travelling [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay commerce d'un marchand ou collecteur ambulant [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra ranto
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] tora-pasika amoron-dranomasina [Rakotosaona 1972]
  [Sakalava] Tany misy fasika fotsy madinika dia madinika ary midobodoboka raha hitsahina [Rajemisa 1985]

2013/06/07