Teny iditra rantoina (ranto)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Alaina, karohina any an-tany lavitra: Norantoiko tany an-tSakalava ireo omby ireo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be traded in, to be made an article of traffic; to be fetched from a distance. [Richardson 1885]
Endriteny 
rantoina
rantoiko
rantoinao
rantoiny
rantointsika
rantoinay
rantoinareo
rantoin'
rantoin-
rantoim-
rantoi-
norantoina
norantoiko
norantoinao
norantoiny
norantointsika
norantoinay
norantoinareo
norantoin'
norantoin-
norantoim-
norantoi-
horantoina
horantoiko
horantoinao
horantoiny
horantointsika
horantoinay
horantoinareo
horantoin'
horantoin-
horantoim-
horantoi-
rantoy
Tsipelina hafa 

2013/06/07