Teny iditra rantsambatana (rantsana, vatana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anarana ilazana ny tanana roa sy ny tongotra roa izay toa misampana avy amin' ny vatana [Rajemisa 1985]
 tongotra aman-tanana [SLP 1986]
Famaritana frantsay membres [SLP 1986]
Famaritana frantsay membre (du corps) [Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2009/11/19