Teny iditra rantsana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny sampan' ny hazo: Tokony hotapahina ny rantsana maty
¶ Ny iray amin' ireo fisampanana dimy amin' ny tendron' ny tanana na ny tongotra tsirairay avy: Lazao avy ny anaran' ny rantsana dimy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a branch (of a tree) anything like a branch. [Mal. Rantung.] [Richardson 1885]
 a branch [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay branche [Hallanger 1974, SLP 1986]
 branche d'un arbre [Boiteau 1997]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1fa amy ny rantsana sy ny tahon' ny hazo lehibe sy ny froteksa kosa dia misy koa atao. [Baron: Botany]
2Haingoan'ny rantsana boribory sy ny akanjony zandiana misoratra manakona ny tapaky ny laferany. [Rapatsalahy: Kintana, takila 3]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

2019/08/17