Teny iditra rantsan-tanana (rantsana, tanana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy (rantsantanana) Anarana ilazana ireo fisandrahaky ny tanana dimy, izay ampiasain' ny olombelona amin' ny fandraisan-javatra, dia ny ankibe, ny fanondro, ny fanondroadala, ny manarapoana ary ny ankikely
¶ ireo rantsana folo amin' ny tanana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the fingers [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay les doigts [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay doigt [SLP 1986]
Voambolana 
Mpanahaka  rantsan-tongotra

2015/03/08