Teny iditra rantsan-tongotra (rantsana, tongotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy (rantsantongotra) Anarana ilazana ireo fisandrahaky ny tongotra dimy, mifamaly amin' ny rantsantanana
¶ Ireo rantsana folo amin' ny tongotra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the toes [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay les doigts du pied [Hallanger 1974]
Voambolana 
Mpanahaka  rantsan-tanana

2015/03/08