Teny iditra | raofia | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A palm. Same as maivanaty, fomby, and rofia [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Mauvaise prononciation de rofia [1.3] | |
[Sakalava] ( rao veut dire rugueux et ne s'applique pas au rafia qui est lisse. Raphia ruffia (Jacq.) Mart. (Arecaceae). [1.196] | ||
Anarana siantifika | Raphia ruffia | |
Ohatra | Ary ao avaratry Manjakamiadana no voavoatra hihaonana, ka nasieny Raofia sy Voasary mamoa nentiny mbam-potony, ary voninkazo naravaka, ka nataony efajoro, ka nasiana tabolio ao anatiny, ka natao manodidina.
[2.59] | |
Voambolana | Haizavamaniry: hazo palma | |
Tsipelina hafa | rofia | |
Fivaditsoratra | afirao, araofy, raofia |
Nohavaozina tamin' ny 2022/06/05 |