Teny iditra raoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fakana zavatra, ka izay mahafeno ny tanana, na ny tanana anila na ny tanana anankiroa; fandraisana zavatra indray miaraka [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra raoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy  [Provincial] a spear, a javelin. See lefona, saboha, solohy [Richardson 1885]

2013/06/07