Teny iditra raondriako
Sokajin-teny anarana raondriana sy mpisolo
Fanazavàna teny frantsay Mon cher monsieur [1.3]
Ohatra 
1Voalohany indrindra, raondriako: indreo ny vadiko aman-janako. [2.298]
2Izaho, Raondriako, no teraky ny ampy, zafin' ny mpanarivo [2.69]

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/24