Teny iditra raondriana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Teny fanajana taloha raha miresaka amin' olona, mitovy amin' ny ankehitriny hoe "tompokolahy" [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   [ondriana for andriana, a prince.] An appellation of respect. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   monsieur [Abinal 1888]
Ohatra  
1Hoy ny teny an'avona nataon-dravehivavy
miala miesora raondriana mpihambo tsy tompony
[Fox: Hainteny, laharana 349]
2Raondriana, mirahalahy ianareo, koa nahoana ianareo no miady? [Baiboly: 51:007:026/Asa 7:26..]
Voambolana  
Ny bikany  
raondriana
raondriako

Nohavaozina tamin' ny 2017/11/07