Teny iditra raorao (rao)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra misy marokoroko ny ivohony, hasaosao, harokoroko
¶ Adiady, fifandirana, tsy fifanarahana: Hialako io raharaha io fa toa be raorao be ihany. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy roughness [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay rugosité [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny nalaina 

Teny iditra raorao
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Fofon-drivotra mangatsiaka alohan' ny orana [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Mpanahaka  alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ animbaratra ~ añina ~ añindambo ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ rambondanitra ~ rea ~ sikilaonina ~ sobe ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varatraza ~ variona

2009/11/07