Teny iditra raozy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-boninkazo mahafinaritra mihorona boribory ny felany ary misy fotsy, mena, mavokely, ny lokony, fa ny tahony no misy tsilotsilony [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the rose flower [Richardson 1885]
 a rose [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay rose [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay  [Betsileo, Merina] (du français : rose). Nom du rosier : Rosa sp. hydride (Rosaceae). Pour la fleur on dit plutôt : vonin-draozy. Cultivé dans de nombreux jardins de la région centrale. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Rosa sp.
Ny fihaviany Anglisy: rose.
Ohatra Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 53]
Teny nalaina 

2019/08/17