Teny iditra rapadango
Singan-teny rapaka ; lango
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba fandrapaka ny lango (karazana vary), avy hatrany dia arapaka [2.285]
Fanazavàna teny anglisy [ rapa-dango ] [lango, unripe piece.] Throwing of soft rice into the mouth. [1.2]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12