Teny iditra rapaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihinanana zavatra izay tonga dia any am-bava
¶ Fakana na fihinanana zavatra tsy mifidy fa izay rehetra hita dia alaina [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra rapaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vatan-dravinala novakina sy novelarina mba hanaovana rindrin-trano sy ngorodona amin' ny trano falafa [Rajemisa 1985]
 takelaka azo avy amin'ny vatan'ny ravinala [SLP 1986]
Famaritana anglisy  [Provincial] a floor, a flooring. See ngorodona [Richardson 1885]
Famaritana frantsay planche de ravinala [SLP 1986]
  [Tankarana] (de rapaka : action de ramasser en masse, sans distinction). Nom des matériaux grossiers qu'on ramasse en quantité pour les constructions. Notamment les pétioles de Ravenala madagascariensis Sonn. (Strelitziaceae) couramment utilisés pour faire des cloisons, les plafonds, des cases, etc. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Ohatra 
1Dia omeny Andrianampoinimerina angady rapaka indray [Callet: Tantara, takila 806]
2Any anatin' ny maitso any no itrangan' ny tafo fanitson' ny trano «rapaka» na anarangaranan' ny trano hazo toa santionan' ny fahagola. [Rajaonarivelo: Bina, takila 21]

Teny iditra rapaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] (probablement tiré du mot précédent). Chrysalidocarpus madagascariensis Becc. et Chrysalidocarpus nossibensis Becc. (Arecaceae). Les feuilles de ces Arecaceae sont souvent utilisées pour les constructions rustiques [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Chrysalidocarpus madagascariensis, Chrysalidocarpus nossibensis

2019/08/17